Résultats des examens : année scolaire 2015-2016
Ento miakatra ny pataloha !
Eny fa na dia misy aza ny fahasahiranana isankarazany dia fisaorana no atolotra ny Talen’ny sekoly sy ny mpanabe rehetra ary mankahery hatrany azy ireo amin’ny asa amandraharaha miandry azy ireo tsirairay avy.
Firariantsoa lehibe no atolotra ny mpianatra rehetra fa hita taratra tamin’ny valim-panadinana ny fahombiazana.
Toa izao ny vokam-panadinana tamin’ity taona 2016 ity :
- BEPC
Taux de réussite PATA Taux de réussite global 75% 50% - BAC
Taux de réussite PATA | Taux de réussite Tanà |
66% | 53% |
Série A : 18/26 (5 mention AB)
Série S : 16/27 (3 mention AB dont 1 élève de 14 ans)
Source: Association PATA MAMIKO