NOELY KOLEJY PAUL MINAULT 2012

Hasaina isika Ray Aman-Dreny sy ny Maintimolaly PATA ay ihany koa ianareo namana, fa ny Noelin'ny Sekoly dia hatao ny Zoma 21 desambra 2012 izao manomboka amin'ny 8ora maraina.

8h30: Fanokafana amin'ny alalan'ny fotoam-pivavahana
9h30: Fankalazana Noely ataon'ny isaky ny kilasy
11h00: Fanomezana ny valin'ny fifaninana sy ny valisoa
11h30: Fakàna ny bulletin
12h00: Mirava

Miavaka ny fankalaza amin'ity taona 2012 ity satria dia tena manomana tokoa ireo mpianatra ireo ary hampiseho antsika ny" Noely Fankasitrahana"

Eny Androhibe - Kolejy Paul Minault izany no fotoana (Réfectoire).

Tongava maro, fa ho soa ny Fiarahana sy fanomezana hasina ihany koa ny zavatra karakarain'ireo zanaka, zandritsika ao amin'ny PATA

 
 

FIHAONANA FOTOAM-PIVAVAHANA FAHA-110 TAONA KOLEJY PAUL MINAULT 2012

AO FRANTSA

Noho ny antony tsy miankina amin'ny mpiara-miandraikitra, dia nisy fiovana ny toerana hiangonana sy ny ora anombohan'ny fotoana.
Aza omen-tsiny indrindra noho ny antony tsy azo anoharana.
SeraPATA

Ho famaranana ny jobily faha-110 taona ny Kolejy Paul Minault, dia hisy fihaonana fotoam-pivavahana hanasana ny maintimolaly ny PATA sy ireo sakaizany, hatao ny Alahady 22 janoary 2012 amin’ny 11 ora  ao amin’ny Temple du Hâ , 32 rue du Commandant Arnould - 3000 Bordeaux.

TRAM A - arrêt «Hôtel de ville» ou bien arrêt «Musée d’Aquitaine»

Aorian'ny fotoana dia hisy fiaraha-misakafo iraisana.

Savorovoron'ny hata-po. Zé.
Pataloa vy !
Sangorongorona Taboum.

Google Maps: soraty "32 Rue du Commandant Arnould, 33000 Bordeaux, France"

Fila-mpanazavana:

Port: 06.99.00.74.12 (Nivo) / 06.27.52.70.25 (Pasteur Ndranto)

========================================================================

HETSIKA MANDRITRA NY TAONA 2011

AO ANTANANARIVO

26/03/2011:-Soirée KARAOKE DANCING - Grand Restaurant de Chine Antanimora

14/05/2011:
-Fangataham-pitahiana
-Ezaka ho an’ny fanatsaràna ny fampianarana» - Ambohijatovo Vohipiraisana

20/05/ 2011: -Cabaret "Tovo J'HAY" - Espace de Verre Ankorondrano

28/05/2011: 
-Fanombohana sady fanokafana ara-pomba ofisialy
« Tournoi PATA BE » 110ème (Basket-ball, Football, Pétanque) - Androhibe
-Déjeuner-concert - Chez Céline Androhibe

12/06/2011: -Fitsangatsanganana / Dia fatsiahivana - Ivato


18/06/2011:
-Fivoahan’ny « Boky PATA »
-Konferansy - PATA Androhibe