FIHAONAMBE MAINTIMOLALY PATA 2012 AO FRANTSA

Toy ny fanao isan-taona, ny fihaonamben'ny maintimolaly PATA taona 2012 dia hatao ny sabotsy 7 jolay 2012 ao amin'ny Région Parisienne :

Base de loisirs  St Quentin en Yvelines (78) - Trappes

Hisy fanoroan-dalana ahitana ny logo ny PATA eo amin'ny fidirana "Porte du Parc" mandra-pahatonga eo amin'ny toerana itobiana (hisy ny saina faneva PATA)

Ny fandaharam-potoana:

Fahatongavana manomboka : 10h30
11h00-12h00 : fandraisana sy fampahafantarana (présentation) 
12h30 : barbecue
Marihina fa samy mitondra ny sakafony, izay hifampizarana sy iarahana rehefa eny an-toerana (hena hatono, tsakitsaky, salady, vary, gouter, rano ...)
14h30 : Kilalao samihafa miaraka amin'ny ankizy, hirahira
Aza adino ny tsihy ipetrahana, seza sy latabatra azo aforitra ary elobe, jeux de société samy hafa, gitara, baolina, kanetibe…..
Fotoana malalaka ho an'ireo izay te hitsangatsangana ao anatin'ny parc de loisirs miaraka amin'ny ankizy
16h00 : goûter
17h00 : Fivoriambe (AG) Birao Pata aty France
Tafa sy dinika, fifanakalozankevitra mikasika ny anjara birikin'ny maintimolaly Pata aty Frantsa. Hamidy ao tee-shirt, casquette, pin's, boky faha-110 è.
19h00 : sakafo hariva, barbecue
21h00 : Firavana, fodiana

Tonga amin'io andro io koa ny "Chef de projet" nametraka ny tsangam-bato "Laboratoire informatique" avy any Iarivo hifampiresaka amin'ny rehetra tonga eo.

Ampitao ny hafatra ho an'ireo izay tsy tratra antso.

Contact: - Portable:  06.99.00.74.12  /  06.03.00.07.50

Accès par l'autorute: - Autoroute A12, Sortie St Quentin - Au rond-point, suivre le fléchage "Base de Loisirs"

Accès par le train:
1- RER ligne C, descendre à St Quentin en Yvelines puis 10 minutes à pieds ou Bus n°463 ou 10, Arrêt·: «·Base de Loisirs·»
2- Transilien (SNCF):
    + Ligne N (Montparnasse-Rambouillet) descendre à Trappes, puis demandez le bus à la gare qui vous dépose à la base de loisirs.
    + Ligne U (La Défense-La Verrière) descendre à Trappes, puis demandez le bus à la gare qui vous dépose à la base de loisirs.

Base de loisirs: 

Adresses des hôtels aux environs de la base de loisirs:
1- Alliance hôtel :
2- BEST WESTERN Hôtel Maurepas Saint Quentin:
3- Hôtels - Base de loisirs de Saint-Quentin-en-Yvelines (au choix):

 

 

FAMARANANA NY FANKALAZANA NY FAHA-110 TAONAN'NY

KOLEJY PAUL MINAULT

Miarahaba ny namana rehetra,

Efa nody ventiny tokoa ny rano nantsakaina koa fifaliana ho an’ny rantsa-mangaikan’ny Kolejy Paul Minault (Komity teknika, Sekoly, Fram, Maintimolaly, Sakaizan’i Pata) ny manasa anao amim-panajana hanatrika ny famaranana ny fankalazana ny faha 110 taonan’ny Kolejy araka izao fandaharana manaraka izao:

o Asabotsy 24 martsa 2012  eny Androhibe – Kolejy Paul Minault:
Fanolorana ny tsangam-baton’ny faha 110 taona :

- 9h30: - “culte” ao amin’ny efitrano malalaka, fanazavana, “présentation”-ny boky faha-110.
- 10h00:- « flash mob », eo amin’ny “boulodrome”.
- Fanolorana sy fanokanana ireo tsangam-bato : bokin’ny faha 110 taona sy ny « Laboratoire informatique ».
- 11h00: dinidinika ao amin’ny efitrano malalaka.
- 11h30: hetsika ara-panatanjahan-tena.