Rencontre annuelle des anciens élèves du Collège Paul Minault en France

Chaque année, depuis 2005, l’Association des anciens élèves de l’école Paul Minault résidant en France organise une rencontre pour renforcer leurs liens d’amitié et de fraternité et pour discuter des moyens d’aider l’Ecole à Madagascar. Cette année, la rencontre, sous forme de pique-nique, s’est tenue le samedi 7 juillet à la base de loisirs de Saint-Quentin-en-Yvelines, en région parisienne. Malgré un temps exécrable, une quarantaine de personnes, dont des parents habitant à Madagascar, de passage en France, sont venus partager ce moment de convivialité.

Le Bureau a présenté l’historique de l’association, les diverses rencontres qui ont eu lieu depuis 2005, les actions menées dans le cadre du 110e anniversaire de l’Ecole durant 2011-2012, le budget de fonctionnement et les moyens de communication mis en œuvre pour promouvoir l’association et ses activités.

Par ailleurs, signalons qu’un petit livre intitulé Pata mamiko 110 taona (Pata mon adoré 110 ans) a été édité à Madagascar à l’occasion du 110e anniversaire de l’Ecole. Quelques exemplaires, ramenés expressément de Madagascar par une ancienne de l’Ecole, Madame Charline Rasoanimanana, de passage en France pour rendre visite à sa fille, elle-même une ancienne de l’établissement, ont pu être mis à la disposition de l’assemblée.

Cette rencontre a été une occasion pour un autre ancien, lui aussi, de passage, Monsieur Armand Roger Randrianarivony, ancien président du FRAM (Fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra, association des parents d’élèves), de transmettre les remerciements du directeur de l’Ecole et de ses collaborateurs aux anciens élèves en France pour leur collaboration à la mise en place du laboratoire informatique ; il a fait aussi un compte-rendu du fonctionnement dudit laboratoire.

Enfin, il a été décidé que l’élection d’un nouveau bureau se fera lors d’une prochaine rencontre, prévue aux alentours du 10-11 novembre 2012, en région parisienne.

Evry, le 8 juillet 2012
La secrétaire de l’Association
Yolande Rakotomalala

Faha-115 taona nanirahana an’i Benjamin Escande sy Paul Minault

Any amin’ny faritr’Ankaratra any no misy an’Ambatondradama, eo anelanelan’i Sambaina sy Faratsiho. 

Toerana mangatsika be rehefa ririnina hoy ny mponina any, misy ranomandry na “neige”  mihitsy rehefa tena ririnina ny andro...
Raha hiazo an’i Fianarantsoa ny olona fahiny, dia mbola tsy nisy ny làlam-pirenena faha-7, fa Ambatondradama no isan’ny toerana lalovana.
Nirahin’ny  MPF na Mission Prostestante Française teto Madagasikara ny Mpitandrina misionera Benjamin ESCANDE ny taona 1896, ary isan’ny asa efa niandraiketany tamin’izany ny fitandrema ny tao Anatirova. Efa niasa kelikely teto Antananarivo ary nihevitra ny hiverina any Frantsa tsy ho ela  izy no tonga kosa ny Mpitandrina Paul Minault izay voatedry hiasa tany Fianarantsoa …(tohiny >>>)
escande minault

FITOKANANA NY LABORATOIRE INFORMATIQUE NY KOLEJY

ANDROHIBE 24 Martsa 2012

Notokanana ny sabotsy 24 martsa 2012 tao Androhibe ny Laboratoire Informatique ho tsangam-baton’ny faha-110 taonan’ny Kolejy Paul Minault.
Ezaka nifandrimbonan’ny « hery velona » maro no nahatontosana izany laboratoire informatique izany : ny Kolejy, ny FRAM, ny Maintimolaly eto an-toerana sy ny any am-pitan-dranomasina, ny sakaizan’i PATA,…
Nanotrona izany fotoana izany rahateo ny solontena isan’isany avy amin’izy ireo ary nanome voninahitra izany ihany koa ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny avy ao amin’ny Komity Teknika, ny Vondron-tSampan’asa Fampianarana Protestanta (VSFP) ary ny FFPM.
Fanompoam-pivavahana ho fiderana an’Andriamanitra, notarihan’ny Pastora TOMBONTSOA Gervais, Mpandaharahan’ny FFPM, no nanombohana ny fotoana.
Nandritra izany fotoana izany no nitondran-dRamose RAHARIHASINA Asolo (Dofa) ny tenin’ny Maintimolaly PATA Frantsa. Teo ihany koa no nampahafantarana ny Pasteure Violette R., Aumonier vaovaon’ny Kolejy.
Taorian’ny fanompoam-pivavahana no nampisehoan’ny mpianatra fihetsika  sy dihy mirindra avo loko (flash mob) ka nahafinaritra aok’izany ny nahita ireto tanora nanatanteraka izany.
Rehefa izany moa dia niroso tamin’ny fitokanana izay notarihan’i Pastora TOMBONTSOA Gervais, nisolo tena an’ireo Filoham-piangonana roa tonta (FJKM sy FLM), tsy afa-nanatrika ny fotoana noho ny adidy aman’andraikitra hafa nosahaniny tamin’io andro io. Naseho ny takela-bato fahatsiarovana, nojeren’ny maro ihany koa ireo solosaina 13 voaangona hatreto (mbola hiampy 10 ireo) ary nahaliana ny maro ny nahita ny tranokalan’ny Kolejy Paul Minault satria efa manana rohim-pifandraisana internet ny laboratoire informatique.