Mois : février 2020

ZARAO ETO

Zarao eto ny alahelo nokotrehim-po voadona Zarao eto ny hadisoana rehefa iny ianao nifona Zarao eto ny hatezerana, sy ireo otri-balifaty Dia hihamaivana ianao, raha mivoaka ireo tsy tanty Zarao eto ny hafaliana, mampitsiky izany...

Lire la suite

MALAGASY FOANA IANAO

  Na ho fotsy fihodirana, fa notsatsoin’ny hatsiaka Na hiteny teny hafa, noho ny fiampitana riaka Na hiaina fivoarana, noho izato fandrosoana Dia Malagasy foana ianao, izany tsy azonao soloina Na ho vazaha ny taratasy, ka...

Lire la suite

SAMBOKELY TSISY LAY

Misy sambo atopan’onja Tarafin-kintana eny ho eny Misedra olana mafonja Tsy misy lay ka dia manjenyNy foko io sambo kely io Fa norovitinao ny lainy Fefika izy ankehitrio Fa nomontsaninao ny ainyIo sambokely trotraka io Dia...

Lire la suite

TANIN-DRAZANA

Trano bongo amam-pahitra, an-dohasaha sy an-kavoana. Làlana misava antsoro ary vato mikotoana…. Tanimbary maro vala, saham-boanga, tanin’ovy, Voly mangahazo maitso…Tanindrazana io, tsarovy ! Itariko ihany: habakabaka, hay sady...

Lire la suite
  • 1
  • 2

Catégories

Archives