Collège Paul Minault
Ilay sekoly nanabe, Ry pata mamiko.
Matio 6:33
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. »
Fiarahabana
RY HAVANA MPISERASERA,
Voalohany indrindra, isaorana ny Tompo Andriamanitra noho ny fahazoa-manokatra ity tahalan-tranonkala ity mba hahazoantsika mamantatra ny sekoly…
Mpanoratra RADO
LASITRA SY TEFY
Drafitra sy refy
Tena vitsy mpanana no najoronao
Ho entina manefy tanora vaovao
Ho an’ny tanintsika…
Mpanoratra Dox
TENIN-DRAZANA
Raha mbola ao Ianao
Ka manana ny hasinao
Ary ho teninay …
Ry teninay tsy foana ‘zahay !
Mpanoratra ravalitera
NY TONTOLO FENO ANAO
Ny ao anaty nofiko
Na any an-tsefaky ny rofiko
Heno foana ianao!
Mpanakanto Bessa
FIADANANA ANIE
Noely ! Noely !
Isa-taona dia injao
Noely ! Noely !
Tsianjery no atao, …
Mpanoratra Raozigasy
TENY GASY
Tiako ianao ry teniko
ary haiko fa tsy ho neniko
ny milaza izany
ho ren’ny eran-tany





Nous écrire
Nous téléphoner
(261) 20 22 421 21
Adresse
COLLÈGE PROTESTANT
PAUL MINAULT
Androhibe
Antananarivo 101
Madagascar
Téléphone
034 12 851 45
college@paul-minault.com